Daniel 2:37 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry mpanjaka ô, mpanjakan’ny mpanjaka ianao fa nomen’Andriamanitry ny lanitra fanjakana sy hery, fahaleovana sy voninahitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry mpanjaka ô, ianao no mpanjakan’ny mpanjaka fa nomen’ilay Andriamanitry ny lanitra ho anao ny fanjakana sy ny hery ary ny tanjaka sy ny voninahitra.
Malagasy Bible 1865
Hianao, ry mpanjaka ô, izay mpanjakan'ny mpanjaka sady nomen'Andriamanitry ny lanitra fanjakana sy hery sy fahaleovana ary voninahitra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry mpanjaka ô, mpanjakan’ny mpanjaka ianao fa nomen’Andriamanitry ny lanitra fanjakana sy hery, fahaleovana sy voninahitra.
malagasy
Hianao, ry mpanjaka ô, izay mpanjakan'ny mpanjaka sady nomen'Andriamanitry ny lanitra fanjakana sy hery sy fahaleovana ary voninahitra,