Daniel 2:38 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanak’olombelona sy ny bibidia ary ny voromanidina, na aiza na aiza itoerany, dia nomeny ho eo an-tananao, ary nataony ho mpanjakan’izy rehetra ianao; koa ianao izany loha volamena izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Napetrany eo ambany fifehezanao koa ny olombelona sy ny biby eny an-tsaha ary ny voro-manidina; eo ambany fifehezanao ireny, na aiza na aiza itoerany, ka ianao no nataon’Andriamanitra ho mpanjakan’izy rehetra; ianao izany no ilay loha volamena.
Malagasy Bible 1865
ka ny zanak'olombelona sy ny bibi-dia ary ny voro-manidina, na aiza na aiza itoerany, dia nomeny ho eo an-tananao, ary nataony ho mpanjakan'izy rehetra ianao, dia ianao izany loha volamena izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanak’olombelona sy ny bibidia ary ny voromanidina, na aiza na aiza itoerany, dia nomeny ho eo an-tananao, ary nataony ho mpanjakan’izy rehetra ianao; koa ianao izany loha volamena izany.
malagasy