Daniel 2:39 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manarakaraka anao dia hisy fanjakana hafa hitsangana, ambany noho ny anao, ary hisy fanjakana fahatelo koa izay varahina sady hanam-pahefana amin’ny tany rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hisy fanjakana malemy kokoa noho ny anao, hitsangana aorianao; avy eo dia hisy fanjakana fahatelo izay ambaran’ny halimo ka hitatra amin’ny tany manontolo.
Malagasy Bible 1865
Ary manarakaraka anao dia hisy fanjakana hafa hitsangana ambany noho ny anao, ary hisy fanjakana fahatelo koa izay varahina sady hanam-pahefana amin'ny tany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manarakaraka anao dia hisy fanjakana hafa hitsangana, ambany noho ny anao, ary hisy fanjakana fahatelo koa izay varahina sady hanam-pahefana amin’ny tany rehetra.
malagasy