Daniel 2:4 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niteny tamin’ny mpanjaka amin’ny teny arameana ireny Kaldeana ireny hoe: Ry mpanjaka ô, ho velona mandrakizay anie ianao! Ambarao aminay mpanomponao ny nofy dia holazainay ny heviny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namaly ny mpanjaka tamin’ny teny aramianina ireo mpanandro ka nanao hoe: –Ho ela velona anie ianao, ry mpanjaka! Lazao aminay mpanomponao ny nofinao, dia hambaranay anao ny heviny.
Malagasy Bible 1865
Dia niteny tamin'ny mpanjaka amin'ny teny Aramiana ireny Kaldeana ireny ka nanao hoe: Ry mpanjaka ô, ho velona mandrakizay anie ianao, ambarao aminay mpanomponao ny nofy, dia holazainay ny heviny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niteny tamin’ny mpanjaka amin’ny teny arameana ireny Kaldeana ireny hoe: Ry mpanjaka ô, ho velona mandrakizay anie ianao! Ambarao aminay mpanomponao ny nofy dia holazainay ny heviny.
malagasy