Daniel 2:40 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fanjakana fahefatra dia ho mafy toy ny vy; fa toy ny vy manorotoro sy mahamongomongo ny zavatra rehetra, ary toy ny famakivakin’ny vy ireo rehetra ireo, dia toy izany no hamakivakiany sy hanorotoroany azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny fanjakana fahefatra dia ho mafy tahaka ny vy. Tahaka ny anorotoroan’ny vy sy anapotehany ary anamontsanany ny zavatra rehetra no hanorotoroan’io fanjakana io sy hanamontsanany ireo fanjakana rehetra talohany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny fanjakana fahefatra dia ho mafy toy ny vy; fa toy ny vy manorotoro sy mahamongomongo ny zavatra rehetra, ary toy ny famakivakin'ny vy ireo rehetra ireo, dia toy izany no amakivakiany sy anorotoroany azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fanjakana fahefatra dia ho mafy toy ny vy; fa toy ny vy manorotoro sy mahamongomongo ny zavatra rehetra, ary toy ny famakivakin’ny vy ireo rehetra ireo, dia toy izany no hamakivakiany sy hanorotoroany azy.
malagasy