Daniel 2:41 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitanao ny tongony sy ny rantsantongony, fa ny tapany dia tanimangan’ny mpanefy tanimanga, ary ny tapany vy, dia ho fanjakana mizarazara izy; nefa hisy herim-by ao aminy, satria nahita vy miharo tanimanga mbola fotaka ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary, araka ny hitanao, ny tongotr’ilay sarivongana sy ny rantsan-tongony dia tanimanga ny ampahany ary vy ny ampahany, izany hoe hizara io fanjakana io. Hisy fahamafisana toy ny an’ny vy ao aminy, satria hitanao fa ny vy dia nifangaro tamin’ny tanimanga;
Malagasy Bible 1865
Ary satria hitanao ny tongotra sy ny rantsan-tongotra, fa ny tapany tanimangan'ny mpanefy tanimanga, ary ny tapany vy dia ho fanjakana mizarazara izy; nefa hisy herim-by ao aminy, satria nahita vy miharo tanimanga mbola fotaka ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitanao ny tongony sy ny rantsantongony, fa ny tapany dia tanimangan’ny mpanefy tanimanga, ary ny tapany vy, dia ho fanjakana mizarazara izy; nefa hisy herim-by ao aminy, satria nahita vy miharo tanimanga mbola fotaka ianao.
malagasy