Daniel 2:42 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary toy ny rantsantongony, ny tapany dia vy, ny tapany tanimanga, dia ho toy izany ny fanjakana, ny tapany dia ho mafy, ary ny tapany dia ho malemy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
kanefa ny rantsan-tongotra, izay vy ny ampahany ary tanimanga ny ampahany, dia maneho tahaka izany koa fa ny ampahan’io fanjakana io dia hatanjaka ary ny ampahany kosa halemy.
Malagasy Bible 1865
Ary toy ny rantsan-tongotra, ny tapany vy, ny tapany tanimanga, dia ho toy izany ny fanjakana, ny tapany ho mafy, ary ny tapany ho malemy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary toy ny rantsantongony, ny tapany dia vy, ny tapany tanimanga, dia ho toy izany ny fanjakana, ny tapany dia ho mafy, ary ny tapany dia ho malemy.
malagasy
Ary toy ny rantsan-tongotra, ny tapany vy, ny tapany tanimanga, dia ho toy izany ny fanjakana, ny tapany ho mafy, ary ny tapany ho malemy.