Daniel 2:43 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy ny nahitanao ny vy miharo tanimanga mbola fotaka, dia toy izany no hiharoany amin’ny taranak’olombelona: Nefa tsy hitambatra izy, toy ny tsy fetezan’ny vy miharo amin’ny tanimanga.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vy izay hitanao nifangaro tamin’ny tanimanga dia mampiseho ihany koa fa hifangaro amin’ny fanambadiana ireo mpanjaka; nefa tsy ho mafy io fitambarana io tahaka ny tsy mahamafy ny fitambaran’ny vy amin’ny tanimanga.
Malagasy Bible 1865
Ary toy ny nahitanao ny vy miharo tanimanga mbola fotaka, dia ho toy izany no hiharoany amin'ny taranak'olombelona; nefa tsy hitambatra izy, dia toy ny tsi-fetezan'ny vy miharo amin'ny tanimanga.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy ny nahitanao ny vy miharo tanimanga mbola fotaka, dia toy izany no hiharoany amin’ny taranak’olombelona: Nefa tsy hitambatra izy, toy ny tsy fetezan’ny vy miharo amin’ny tanimanga.
malagasy