Daniel 2:44 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary amin’ny andron’ireo mpanjaka ireo, Andriamanitry ny lanitra dia hanorina fanjakana tsy ho rava mandrakizay; tsy havela ho an’olon-kafa io fanjakana io, fa ireo fanjakana rehetra ireo dia hotorotoroiny sy holevoniny, nefa izy kosa dia hitoetra mandrakizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Amin’ny andron’ireo mpanjaka ireo ilay Andriamanitry ny lanitra no hanangana fanjakana izay tsy ho rava na oviana na oviana; ary ny fiandrianany tsy ho lasan’ny firenen-kafa. Io fanjakana io no hanorotoro sy handevona ireo fanjakana rehetra talohany, fa izy kosa hitoetra mandrakizay.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'ny andron'ireo mpanjaka ireo Andriamanitry ny lanitra dia hanorina fanjakana izay tsy ho rava mandrakizay; ary izany fanjakana izany tsy havela ho an'olon- kafa, fa ireo fanjakana rehetra ireo dia hotorotoroiny sy holevoniny, fa izy kosa hitoetra mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary amin’ny andron’ireo mpanjaka ireo, Andriamanitry ny lanitra dia hanorina fanjakana tsy ho rava mandrakizay; tsy havela ho an’olon-kafa io fanjakana io, fa ireo fanjakana rehetra ireo dia hotorotoroiny sy holevoniny, nefa izy kosa dia hitoetra mandrakizay.
malagasy