Daniel 2:47 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ny mpanjaka tamin’i Daniela: Marina tokoa fa Andriamanitrareo dia Andriamanitry ny andriamanitra sy Tompon’ny mpanjaka ary mpampiseho zavamiafina ka nahay nampiseho izany zavamiafina izany ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay ny mpanjaka vao namaly an’i Daniela ka nanao hoe: –Marina tokoa fa ny Andriamanitrareo no Andriamanitry ny andriamanitra sy Tompon’ny mpanjaka ary mpanambara ny zava-miafina, matoa afaka nanambara tamiko izany zava-miafina izany ianao.
Malagasy Bible 1865
Ny mpanjaka namaly an'i Daniela ka nanao hoe: Marina tokoa fa Andriamanitrareo dia Andriamanitry ny andriamanitra sy Tompon'ny mpanjaka ary Mampiseho zava-miafina, ka dia nahay nampiseho izany zava-miafina izany ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ny mpanjaka tamin’i Daniela: Marina tokoa fa Andriamanitrareo dia Andriamanitry ny andriamanitra sy Tompon’ny mpanjaka ary mpampiseho zavamiafina ka nahay nampiseho izany zavamiafina izany ianao.
malagasy