Daniel 2:48 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tamin’izay ny mpanjaka dia nanandratra an’i Daniela ho lehibe ka nanome azy zavatra maro sady lehibe ary nanendry azy ho mpanapaka ny faritanin’i Babilona manontolo sy ho lehiben’ny mpanapaka ny olon-kendrin’i Babilona rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay ny mpanjaka dia nanandratra an’i Daniela ka nanome azy zava-tsarobidy marobe ary nanendry azy ho mpifehy amin’ny faritanin’i Babilôna manontolo sy ho lehiben’ireo olon-kendry rehetra ao Babilôna.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany ny mpanjaka dia nanandratra an'i Daniela ho lehibe, ka nanome azy zavatra maro sady lehibe ary nanendry azy ho mpanapaka any Babylona sy ny fehiny rehetra, sy ho lehiben'ny mpanapaka ny olon-kendrin'i Babylona rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tamin’izay ny mpanjaka dia nanandratra an’i Daniela ho lehibe ka nanome azy zavatra maro sady lehibe ary nanendry azy ho mpanapaka ny faritanin’i Babilona manontolo sy ho lehiben’ny mpanapaka ny olon-kendrin’i Babilona rehetra.
malagasy
Ary tamin'izany ny mpanjaka dia nanandratra an'i Daniela ho lehibe, ka nanome azy zavatra maro sady lehibe ary nanendry azy ho mpanapaka any Babylona sy ny fehiny rehetra, sy ho lehiben'ny mpanapaka ny olon-kendrin'i Babylona rehetra.Ary Daniela nangataka tamin'ny mpanjaka, ary izy nanendry an'i Sadraka sy Mesaka ary Abednego ho tonian'ny raharahan'i Babylona sy ny fehiny; ary Daniela dia teo am-bavahadin'ny mpanjaka.