Daniel 2:49 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nangataka tamin’ny mpanjaka i Daniela mba hanendreny an’i Sadraka sy i Mesaka ary i Abed-Nego ho tonian’ny raharahan’ny faritanin’i Babilona. Ary i Daniela kosa dia teo am-bavahadin’ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho ny fangatahan’i Daniela tamin’ny mpanjaka dia i Sadràka sy i Mesàka ary i Habeda-Negao no voatendrin’i Nebokadnetsara hitondra ny faritanin’i Babilôna; fa i Daniela kosa lasa mpanolotsainan’ny mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Ary Daniela nangataka tamin'ny mpanjaka, ary izy nanendry an'i Sadraka sy Mesaka ary Abednego ho tonian'ny raharahan'i Babylona sy ny fehiny; ary Daniela dia teo am-bavahadin'ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nangataka tamin’ny mpanjaka i Daniela mba hanendreny an’i Sadraka sy i Mesaka ary i Abed-Nego ho tonian’ny raharahan’ny faritanin’i Babilona. Ary i Daniela kosa dia teo am-bavahadin’ny mpanjaka.
malagasy