Daniel 2:5 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namaly ireny Kaldeana ireny ny mpanjaka hoe: Efa niloa-bava aho, fa raha tsy ampahafantarinareo ahy ny nofy sy ny heviny dia hotetitetehina ianareo ary ny tranonareo dia hatao trano fivoahana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namaly an’ireo mpanandro kosa ny mpanjaka, ka nanao taminy hoe: –Hentitra ny teniko fa raha tsy hampahafantarinareo ahy ny nofy sy ny heviny, dia hotetitetehina ianareo, ary horavana ny tranonareo.
Malagasy Bible 1865
Dia namaly ny mpanjaka ka nanao tamin'ireny Kaldeana ireny hoe: Efa niloa-bava aho; raha tsy hampahafantarinareo ahy ny nofy sy ny heviny, dia hotetitetehina ianareo, ary ny tranonareo hatao trano fivoahana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namaly ireny Kaldeana ireny ny mpanjaka hoe: Efa niloa-bava aho, fa raha tsy ampahafantarinareo ahy ny nofy sy ny heviny dia hotetitetehina ianareo ary ny tranonareo dia hatao trano fivoahana.
malagasy
Dia namaly ny mpanjaka ka nanao tamin'ireny Kaldeana ireny hoe: Efa niloa-bava aho; raha tsy hampahafantarinareo ahy ny nofy sy ny heviny, dia hotetitetehina ianareo, ary ny tranonareo hatao trano fivoahana.[Na: efa hadinoko ilay nonofisiko]