Daniel 2:6 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha milaza ny nofy sy ny heviny kosa ianareo dia hahazo fanomezana sy valim-pitia ary voninahitra be. Koa ambarao ahy ny nofy mbamin’ny heviny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha mahalaza amiko ny nofy sy ny heviny kosa ianareo, dia hahazo fanomezana sy valisoa ary voninahitra lehibe avy amiko. Noho izany ambarao ahy ny nofy sy ny heviny.
Malagasy Bible 1865
Fa raha milaza ny nofy sy ny heviny kosa ianareo, dia hahazo fanomezana sy valim-pitia ary voninahitra be; koa ambarao ahy ny nofy mbamin'ny heviny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha milaza ny nofy sy ny heviny kosa ianareo dia hahazo fanomezana sy valim-pitia ary voninahitra be. Koa ambarao ahy ny nofy mbamin’ny heviny.
malagasy
Fa raha milaza ny nofy sy ny heviny kosa ianareo, dia hahazo fanomezana sy valim-pitia ary voninahitra be; koa ambarao ahy ny nofy mbamin'ny heviny.