Daniel 2:7 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namaly indray ireo hoe: Aoka ny mpanjaka hilaza ny nofy aminay mpanompony dia hambaranay ny heviny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namaly azy indray ireo ka nanao hoe: –Ry mpanjaka ô, aoka holazainao aminay mpanomponao ny nofy, dia hasehonay ny heviny.
Malagasy Bible 1865
Dia namaly indray ireo ka nanao hoe: Aoka ny mpanjaka hilaza ny nofy aminay mpanompony, dia hambaranay ny heviny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namaly indray ireo hoe: Aoka ny mpanjaka hilaza ny nofy aminay mpanompony dia hambaranay ny heviny.
malagasy
Dia namaly indray ireo ka nanao hoe: Aoka ny mpanjaka hilaza ny nofy aminay mpanompony, dia hambaranay ny heviny.