Daniel 2:8 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa namaly ny mpanjaka hoe: Fantatro marina tokoa fa mandany andro foana ianareo satria hitanareo fa efa niloa-bava aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa namaly ny mpanjaka, ka nanao hoe: –Fantatro marina izao fa mitady handany andro ianareo, satria tsapanareo fa hentitra ny teniko.
Malagasy Bible 1865
Fa ny mpanjaka namaly ka nanao hoe: Fantatro marimarina fa mandany andro foana ianareo, satria hitanareo fa efa niloa-bava aho.1
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa namaly ny mpanjaka hoe: Fantatro marina tokoa fa mandany andro foana ianareo satria hitanareo fa efa niloa-bava aho.
malagasy
Fa ny mpanjaka namaly ka nanao hoe: Fantatro marimarina fa mandany andro foana ianareo, satria hitanareo fa efa niloa-bava aho.1