Daniel 2:9 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha tsy hampahafantarinareo ahy ny nofy dia didim-pitsarana iray ihany no miandry anareo; fa ianareo dia miray tetika hilaza teny lainga sy arirarira foana eto anatrehako mandra-piovan’ny toe-javatra. Koa ambarao ahy ny nofy dia ho fantatro fa mahalaza ny heviny amiko tokoa ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha tsy manambara amiko ny nofy ianareo, dia hitovy ny famaizana hatao aminareo rehetra; sady ianareo niray tetika hilaza lainga sy fitaka eto anatrehako mandra-piovan’ny toe-javatra. Koa ambarao ahy ny nofy, dia ho fantatro fa mahalaza ny heviny amiko ianareo.
Malagasy Bible 1865
Fa raha tsy hampahafantarinareo ahy ny nofy, dia lalàna iray monja no hitondrana anareo; fa ianareo miray tetika hilaza teny lainga sy arirarira foana eto anatrehako mandra-pahatongan'izay andro mahamety; koa ambarao ahy ny nofy, dia ho fantatro fa mahalaza ny heviny amiko koa ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha tsy hampahafantarinareo ahy ny nofy dia didim-pitsarana iray ihany no miandry anareo; fa ianareo dia miray tetika hilaza teny lainga sy arirarira foana eto anatrehako mandra-piovan’ny toe-javatra. Koa ambarao ahy ny nofy dia ho fantatro fa mahalaza ny heviny amiko tokoa ianareo.
malagasy
Fa raha tsy hampahafantarinareo ahy ny nofy, dia lalàna iray monja no hitondrana anareo; fa ianareo miray tetika hilaza teny lainga sy arirarira foana eto anatrehako mandra-pahatongan'izay andro mahamety; koa ambarao ahy ny nofy, dia ho fantatro fa mahalaza ny heviny amiko koa ianareo.[Aramiana. mandra-piovan'ny andro]