Daniel 3:10 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry mpanjaka ô, ianao dia efa nanao lalàna fa ny olona rehetra izay mandre ny fanenon’ny anjomara, ny sodina, ny lokanga, ny harpa, ny valiha, ny anjombona ary ny zavamaneno isan-karazany dia hiankohoka hivavaka amin’ny sariolona volamena;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namoaka didy ianao, ry mpanjaka, nanao hoe: «Ny olona rehetra dia hiankohoka sy hivavaka amin’ny sarivongan’olona volamena rehefa mandre ny feon’ny trompetra sy sodina ary kabôsy aman-dokanga mbamy valiha sy farara ary zava-maneno isan-karazany.
Malagasy Bible 1865
Ry mpanjaka ô, ianao efa nanao lalàna fa ny olona rehetra izay mandre ny fanenon'ny anjomara sy ny sobaba sy ny lokanga sy ny samboka sy ny valiha sy ny symponia ary ny zava-maneno isan-karazany dia hiankohoka hivavaka amin'ny sariolona volamena;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry mpanjaka ô, ianao dia efa nanao lalàna fa ny olona rehetra izay mandre ny fanenon’ny anjomara, ny sodina, ny lokanga, ny harpa, ny valiha, ny anjombona ary ny zavamaneno isan-karazany dia hiankohoka hivavaka amin’ny sariolona volamena;
malagasy