Daniel 3:11 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa izay tsy miankohoka sy tsy mivavaka kosa dia hatsipy ao anatin’ny lafaoro mirehitra afo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa na iza na iza tsy miankohoka sy tsy mivavaka dia hatsipy ao anaty lafaoro misy afo mivaivay.»
Malagasy Bible 1865
fa izay tsy miankohoka sy tsy mivavaka kosa dia hatsipy ao anatin'ny lafaoro misy afo mirehitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa izay tsy miankohoka sy tsy mivavaka kosa dia hatsipy ao anatin’ny lafaoro mirehitra afo.
malagasy
fa izay tsy miankohoka sy tsy mivavaka kosa dia hatsipy ao anatin'ny lafaoro misy afo mirehitra.