Daniel 3:12 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa misy Jiosy izay nataonao ho tonian’ny raharaha momba an’i Babilona sy ny faritaniny, dia i Sadraka sy i Mesaka ary i Abed-Nego. Ireo lehilahy ireo dia tsy mba manaiky ny teninao akory, ry mpanjaka ô! Tsy mba manompo ny andriamanitrao izy na mivavaka amin’ny sariolona volamena izay natsanganao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misy anefa lehilahy jiosy izay voatendrinao hitondra ny faritanin’i Babilôna, dia i Sadràka sy i Mesàka ary i Habeda-Negao; ireo lehilahy ireo dia tsy nanaja ny didinao, ry mpanjaka, tsy mety manompo an’ireo andriamanitrao, ary tsy mivavaka amin’ny sarivongana volamena izay natsanganao.
Malagasy Bible 1865
Koa misy Jiosy izay nataonao ho tonian'ny raharaha amin'i Babylona sy ny fehiny, dia Sadraka sy Mesaka ary Abednego; ireo lehilahy ireo tsy mba manaiky ny teninao akory, ry mpanjaka ô: tsy mba manompo ny andriamanitrao izy, na mivavaka amin'ny sariolona volamena izay efa natsanganao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa misy Jiosy izay nataonao ho tonian’ny raharaha momba an’i Babilona sy ny faritaniny, dia i Sadraka sy i Mesaka ary i Abed-Nego. Ireo lehilahy ireo dia tsy mba manaiky ny teninao akory, ry mpanjaka ô! Tsy mba manompo ny andriamanitrao izy na mivavaka amin’ny sariolona volamena izay natsanganao.
malagasy