Daniel 3:13 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niteny tamin’ny havinirana sy ny hatezerana i Nebokadnezara, koa nasainy nalaina i Sadraka sy i Mesaka ary i Abed-Nego. Noentiny teo anatrehan’ny mpanjaka ary ireo lehilahy ireo
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tezitra sy nisafoaka mafy i Nebokadnetsara ka nampanalainy i Sadràka sy i Mesàka ary i Habeda-Negao. Rehefa tonga teo anatrehan’ny mpanjaka ireo lehilahy ireo,
Malagasy Bible 1865
Dia niteny tamin'ny fahavinirana sy ny fahatezerana Nebokadnezara, ka nasainy nalaina Sadraka sy Mesaka ary Abednego. Dia nentiny teo anatrehan'ny mpanjaka ireo lehilahy ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niteny tamin’ny havinirana sy ny hatezerana i Nebokadnezara, koa nasainy nalaina i Sadraka sy i Mesaka ary i Abed-Nego. Noentiny teo anatrehan’ny mpanjaka ary ireo lehilahy ireo
malagasy