Daniel 3:14 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka niteny tamin’izy ireo i Nebokadnezara hoe: Moa fanahy ninianareo ve, ry Sadraka sy Mesaka ary Abed-Nego ny tsy mba anompoanareo ny andriamanitro, sy tsy ivavahanareo amin’ny sariolona volamena izay natsangako?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia nanontany azy i Nebokadnetsara hoe: –Marina ve ry i Sadràka sy i Mesàka ary i Habeda-Negao fa tsy mety manompo ireo andriamanitro ianareo ary tsy mivavaka amin’ny sarivongana volamena izay natsangako?
Malagasy Bible 1865
Dia niteny Nebokadnezara ka nanao taminy hoe: Moa fanahy ninianareo va, ry Sadraka sy Mesaka sy Abednego, no tsy mba anompoanareo ny andriamanitro, na ivavahanareo amin'ny sariolona volamena izay natsangako?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka niteny tamin’izy ireo i Nebokadnezara hoe: Moa fanahy ninianareo ve, ry Sadraka sy Mesaka ary Abed-Nego ny tsy mba anompoanareo ny andriamanitro, sy tsy ivavahanareo amin’ny sariolona volamena izay natsangako?
malagasy