Daniel 3:16 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namaly ny mpanjaka i Sadraka sy i Mesaka ary i Abed-Nego hoe: Ry Nebokadnezara, tsy misy antony tokony hamalianay anao akory ny amin’izany zavatra izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namaly i Sadràka sy i Mesàka ary i Habeda-Negao ka nanao hoe: –Ry Nebokadnetsara, tsy misy tokony hamalianay anao akory momba izany.
Malagasy Bible 1865
Dia namaly Sadraka sy Mesaka ary Abednego ka nanao tamin'ny mpanjaka hoe: Ry Nebokadnezara, tsy misy antony tokony hamalianay anao akory ny amin'izany zavatra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namaly ny mpanjaka i Sadraka sy i Mesaka ary i Abed-Nego hoe: Ry Nebokadnezara, tsy misy antony tokony hamalianay anao akory ny amin’izany zavatra izany.
malagasy