Daniel 3:17 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro Andriamanitra izay tompoinay dia mahavonjy anay amin’ny lafaoro mirehitra afo sady hamonjy anay amin’ny tananao, ry mpanjaka ô.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantaro fa afaka mamonjy anay ny Andriamanitray, dia ilay Andriamanitra izay tompoinay; eny, hanafaka anay amin’ny lafaoro misy afo mivaivay sy amin’ny fahefànao Izy, ry mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Indro, Andriamanitra Izay tompoinay dia mahavonjy anay amin'ny lafaoro misy afo mirehitra sady hamonjy anay amin'ny tananao, ry mpanjaka ô.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro Andriamanitra izay tompoinay dia mahavonjy anay amin’ny lafaoro mirehitra afo sady hamonjy anay amin’ny tananao, ry mpanjaka ô.
malagasy
Indro, Andriamanitra Izay tompoinay dia mahavonjy anay amin'ny lafaoro misy afo mirehitra sady hamonjy anay amin'ny tananao, ry mpanjaka ô.