Daniel 3:19 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia feno hatezerana i Nebokadnezara ka niova tamin’i Sadraka sy i Mesaka ary i Abed-Nego ny endriny, ary nasainy nohafanaina ho impito mihoatra noho ny famana azy ny lafaoro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia feno fahatezerana i Nebokadnetsara ka niova endrika tamin’i Sadràka sy i Mesàka ary i Habeda-Negao. Nasainy nafanaina impito mihoatra noho ny famana azy ny lafaoro.
Malagasy Bible 1865
Dia feno fahatezerana Nebokadnezara, ka niova ny tarehiny tamin'i Sadraka sy Mesaka ary Abednego, dia nasainy nafanaina ho impito mihoatra noho ny famana azy ny lafaoro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia feno hatezerana i Nebokadnezara ka niova tamin’i Sadraka sy i Mesaka ary i Abed-Nego ny endriny, ary nasainy nohafanaina ho impito mihoatra noho ny famana azy ny lafaoro.
malagasy