Daniel 3:2 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Nebokadnezara mpanjaka nandefa iraka hamory ny solo-mpanjaka, ny mpanapaka, ny governora, ny mpanolotsaina, ny mpitahiry ny volam-panjakana, ny mpahay lalàna, ny mpitsara ary ny lehiben’ny fari-piadidiana rehetra mba hitokana ilay sariolona natsangan’i Nebokadnezara mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo izy dia nampamory ny solotenan’andriamanjaka, ny mpifehy faritany, ny governora, ny mpanolotsaina, ny mpitahiry volam-panjakana, ny mpahay lalàna sy ny mpitsara, ary ny mpiasam-panjakana hafa rehetra isam-paritany, mba ho avy hitokana ilay sarivongana efa nasain’i Nebokadnetsara mpanjaka natsangana.
Malagasy Bible 1865
Ary Nebokadnezara mpanjaka naniraka nampamory ny solom-panjaka sy ny mpanapaka sy ny governora sy ny andriambaventy sy ny mpitahiry ny volam-panjakana sy ny mpahay lalàna sy ny mpitsara ary ny komandy isan-tokony mba hanamasina ilay sariolona efa natsangan'i Nebokadnezara mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Nebokadnezara mpanjaka nandefa iraka hamory ny solo-mpanjaka, ny mpanapaka, ny governora, ny mpanolotsaina, ny mpitahiry ny volam-panjakana, ny mpahay lalàna, ny mpitsara ary ny lehiben’ny fari-piadidiana rehetra mba hitokana ilay sariolona natsangan’i Nebokadnezara mpanjaka.
malagasy