Daniel 3:20 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay lehilahy matanjaka indrindra tamin’ny miaramilany koa no nasainy namatotra an’i Sadraka sy i Mesaka ary i Abed-Nego ka nanipy azy ireo tao anatin’ny lafaoro mirehitra afo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ireo lehilahy matanjaka indrindra tamin’ny miaramilany no nasainy namatotra an’i Sadràka sy i Mesàka ary i Habeda-Negao sy nanipy azy tao anaty lafaoro misy afo mivaivay.
Malagasy Bible 1865
Ary izay lehilahy matanjaka indrindra tamin'ny miaramilany no nasainy namatotra an'i Sadraka sy Mesaka ary Abednego sy nanipy azy tao anatin'ny lafaoro nisy afo mirehitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay lehilahy matanjaka indrindra tamin’ny miaramilany koa no nasainy namatotra an’i Sadraka sy i Mesaka ary i Abed-Nego ka nanipy azy ireo tao anatin’ny lafaoro mirehitra afo.
malagasy