Daniel 3:21 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nafatotra ireo lehilahy ireo, nefa mbola teny aminy ihany ny lobany sy ny akanjony ary ny akanjobeny ivelany mbamin’ny fitafiany hafa koa, ary natsipy tao anatin’ny lafaoro mirehitra afo izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy hatrany dia nafatotra niaraka tamin’ny lobany sy patalohany ary akanjony sy satrony ireo lehilahy ireo, ka natsipy tao amin’ny lafaoro misy afo mivaivay.
Malagasy Bible 1865
Dia nafatotra ireo lehilahy ireo, nefa mbola teny aminy ihany ny lobany sy ny akanjony ary ny kapitiny mbamin'ny fitafiany hafa koa, ka dia natsipy teo anatin'ny lafaoro nisy afo mirehitra izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nafatotra ireo lehilahy ireo, nefa mbola teny aminy ihany ny lobany sy ny akanjony ary ny akanjobeny ivelany mbamin’ny fitafiany hafa koa, ary natsipy tao anatin’ny lafaoro mirehitra afo izy ireo.
malagasy