Daniel 3:22 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho ny teny hentitra nataon’ny mpanjaka dia natao faran’izay mahamay ny lafaoro ka matin’ny lelafo ireo lehilahy izay nanipy an’i Sadraka sy i Mesaka sy i Abed-Nego.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary satria hentitra ny tenin’ny mpanjaka dia voafana izaitsizy ny lafaoro, ka matin’ny lelafo mbamin’ny miaramila izay nanipy an’i Sadràka sy i Mesàka ary i Habeda-Negao.
Malagasy Bible 1865
ary satria mafy ny tenin'ny mpanjaka, ka natao mahamay indrindra ny lafaoro, dia matin'ny lelafo ireny lehilahy izay nanipy an'i Sadraka sy Mesaka sy Abednego.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho ny teny hentitra nataon’ny mpanjaka dia natao faran’izay mahamay ny lafaoro ka matin’ny lelafo ireo lehilahy izay nanipy an’i Sadraka sy i Mesaka sy i Abed-Nego.
malagasy
ary satria mafy ny tenin'ny mpanjaka, ka natao mahamay indrindra ny lafaoro, dia matin'ny lelafo ireny lehilahy izay nanipy an'i Sadraka sy Mesaka sy Abednego.[Ar. nampiakatra]