Daniel 3:23 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izy telo lahy ireo dia i Sadraka, i Mesaka ary i Abed-Nego kosa dia voatsipy am-patorana tao anatin’ny lafaoro mirehitra afo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izy telo lahy ireto kosa dia voatsipy am-patorana tao amin’ny lafaoro misy afo mivaivay.
Malagasy Bible 1865
Ary izy telo lahy ireo, Sadraka sy Mesaka sy Abednego, dia voatsipy am-patorana teo anatin'ny lafaoro nisy afo mirehitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izy telo lahy ireo dia i Sadraka, i Mesaka ary i Abed-Nego kosa dia voatsipy am-patorana tao anatin’ny lafaoro mirehitra afo.
malagasy