Daniel 3:24 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia talanjona i Nebokadnezara mpanjaka ka nitsangana haingana ary niteny tamin’ny mpanolotsainany hoe: Moa tsy telo lahy mifatotra va no natsipintsika tao anatin’ny afo? Dia namaly ny mpanjaka izy ireo hoe: Marina izany, ry mpanjaka ô!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Talanjona anefa i Nebokadnetsara ka nitsangana faingana, ary nanontany ireo mpanolotsainy hoe: –Moa tsy lehilahy telo mifatotra va no natsipintsika tao anaty afo? Dia hoy ny navalin’ireo: –Izany tokoa, ry mpanjaka!
Malagasy Bible 1865
Dia talanjona Nebokadnezara mpanjaka ary nitsangana faingana izy ka niteny tamin'ny mpanolo- tsainy hoe: Moa tsy telo lahy mifatotra va no natsipintsika tao anatin'ny afo? Dia namaly ny mpanjaka ireo ka nanao hoe: Marina izany, ry mpanjaka ô.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia talanjona i Nebokadnezara mpanjaka ka nitsangana haingana ary niteny tamin’ny mpanolotsainany hoe: Moa tsy telo lahy mifatotra va no natsipintsika tao anatin’ny afo? Dia namaly ny mpanjaka izy ireo hoe: Marina izany, ry mpanjaka ô!
malagasy