Daniel 3:25 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy izy: Koa nahoana aho no mahita efa-dahy tsy mifatotra, mandehandeha eo anaty afo, nefa tsy maninon-tsy maninona akory izy ireo! Ary ny fijery ilay fahefatra aza dia toy ny zanak’ireo andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy indray ny mpanjaka: –Koa nahoana àry aho no mahita lehilahy efatra tsy mifatotra, mandehandeha ao anaty afo, nefa tsy misy maratra akory; sady ilay fahefatra dia mitovy endrika amin’ny zanak’ireo andriamanitra?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy: Ka no indro aho mahita efa-dahy tsy mifatotra, mandehandeha eo anaty afo, nefa tsy maninona tsy maninona akory izy; ary ny fijery ilay fahefatra dia toa zanak'ireo andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy izy: Koa nahoana aho no mahita efa-dahy tsy mifatotra, mandehandeha eo anaty afo, nefa tsy maninon-tsy maninona akory izy ireo! Ary ny fijery ilay fahefatra aza dia toy ny zanak’ireo andriamanitra.
malagasy