Daniel 3:27 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nifanatona ny solo-mpanjaka, ny mpanapaka, ny governora ary ny mpanolotsainan’ny mpanjaka ka nahita ireo lehilahy ireo; hitany fa tsy nanan-kery hampaninona ny tenany akory ny afo, tsy nisy singam-bolo nikainkona tamin’ny lohany, tsy nihetsika ny lobany, ary tsy nisy fofon’afo akory taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitangorona ireo solotenan’andriamanjaka sy ny mpifehy faritany ary ny governora sy ireo mpanolotsain’ny mpanjaka mba hijery ireo lehilahy ireo; ka hitany fa tsy nampaninona ny tenan’izy ireo akory ny afo, tsy may ny volon-dohany, tsy simba ny fitafiany sady tsy maimbo afo akory.
Malagasy Bible 1865
Dia nifanatona ny solo-mpanjaka sy ny mpanapaka sy ny governora ary ny mpanolotsain'ny mpanjaka ka nahita ireo lehilahy ireo, fa tsy nanan-kery hampaninona ny tenany akory ny afo, na nisy singam-bolo nikainkona tamin'ny lohany, na niova ny lobany, ary tsy nisy fofon'afo akory taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nifanatona ny solo-mpanjaka, ny mpanapaka, ny governora ary ny mpanolotsainan’ny mpanjaka ka nahita ireo lehilahy ireo; hitany fa tsy nanan-kery hampaninona ny tenany akory ny afo, tsy nisy singam-bolo nikainkona tamin’ny lohany, tsy nihetsika ny lobany, ary tsy nisy fofon’afo akory taminy.
malagasy