Daniel 3:29 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa mamoaka izao lalàna izao aho: Ny fokom-pirenena sy ny firenena ary ny samihafa fiteny rehetra izay manao teny tsy mety momba ny Andriamanitr’i Sadraka sy i Mesaka ary i Abed-Nego dia hotetitetehina, ary hatao trano fivoahana ny tranony; fa tsy misy andriamanitra hafa mahavonjy tahaka izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany dia mamoaka izao didy izao ho an’ny foko sy firenena ary samy hafa fiteny rehetra aho hoe: «Izay manao teny tsy voahevitra ny amin’ny Andriamanitr’i Sadràka sy i Mesàka ary i Habeda-Negao dia hotetitetehina ary hatao fanariam-pako ny tranony; fa tsy misy andriamani-kafa mahavonjy tahaka izao.»
Malagasy Bible 1865
Ka dia manao lalàna aho fa ny fokom-pirenena sy ny firenena sy ny samy hafa fiteny rehetra izay manao teny tsy mety ny amin'Andriamanitr'i Sadraka sy Mesaka sy Abednego dia hotetitetehina, ary hatao trano fivoahana ny tranony; fa tsy misy andriamani-kafa mahavonjy tahaka izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa mamoaka izao lalàna izao aho: Ny fokom-pirenena sy ny firenena ary ny samihafa fiteny rehetra izay manao teny tsy mety momba ny Andriamanitr’i Sadraka sy i Mesaka ary i Abed-Nego dia hotetitetehina, ary hatao trano fivoahana ny tranony; fa tsy misy andriamanitra hafa mahavonjy tahaka izao.
malagasy