Daniel 3:31 — Compare Translations

4 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampitondra teny ho any amin’ny fokom-pirenena sy ny firenena ary ny samihafa fiteny rehetra izay monina amin’ny tany manontolo i Nebokadnezara mpanjaka hoe: Hitombo anie ny fiadananareo!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Nebokadnetsara mpanjaka nampitondra teny ho an’ny foko sy firenena ary olona samy hafa fiteny rehetra izay monina amin’ny tany tontolo hoe: «Hitombo anie ny fiadananareo!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampitondra teny ho any amin’ny fokom-pirenena sy ny firenena ary ny samihafa fiteny rehetra izay monina amin’ny tany manontolo i Nebokadnezara mpanjaka hoe: Hitombo anie ny fiadananareo!
malagasy
[Ny nofy nananaran'Andriamanitra an'i Nebokadnezara, sy ny nahatanterahan'izany nofy izany] Nebokadnezara mpanjaka nampitondra teny ho any amin'ny fokom-pirenena sy ny firenena ary ny samy hafa fiteny rehetra, izay monina amin'ny tany rehetra, nanao hoe: Hitombo anie ny fiadananareo.