Daniel 3:32 — Compare Translations

4 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sitrako ny hanambara ny famantarana sy ny fahagagana izay nataon’Andriamanitra Avo Indrindra tamiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Sitrako ny hanambara ireo famantarana sy zava-mahagaga izay nataon’Andriamanitra Avo Indrindra tamiko:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sitrako ny hanambara ny famantarana sy ny fahagagana izay nataon’Andriamanitra Avo Indrindra tamiko.
malagasy
Sitrako ny hanambara ny famantarana sy ny fahagagana izay nataon'Andriamanitra Avo Indrindra tamiko.Akory ny halehiben'ny famantarany! Ny fanjakany dia fanjakana mandrakizay, ary ny fanapahany dia hahatratra ny taranaka fara mandimby.