Daniel 3:33 — Compare Translations

4 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Akory ny halehiben’ny famantarana sy ny herin’ny fahagagana ataony! Ny fanjakany dia fanjakana mandrakizay, ary ny fanapahany dia hahatratra ny taranaka fara aman-dimby.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lehibe aoka izany ireo famantarany, ary mahery tokoa ny zava-mahagaga vitany; maharitra mandrakizay ny fanjakany, ary tsy hanam-petra ny fanapahany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Akory ny halehiben’ny famantarana sy ny herin’ny fahagagana ataony! Ny fanjakany dia fanjakana mandrakizay, ary ny fanapahany dia hahatratra ny taranaka fara aman-dimby.
malagasy
Akory ny halehiben'ny famantarany! Ny fanjakany dia fanjakana mandrakizay, ary ny fanapahany dia hahatratra ny taranaka fara mandimby.