Daniel 3:4 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nisy mpikabary niantso mafy hoe: Izao no lazaina aminareo, ry fokom-pirenena, ry firenena sy ny samihafa fiteny:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niantso tamin’ny feo mahery ny mpikabary nanao hoe: –Izao no baiko lazaina aminareo vahoaka avy amin’ny foko sy firenena ary samy hafa fiteny rehetra:
Malagasy Bible 1865
Ary dia nisy mpikabary niantso mafy hoe: Izao no lazaina aminareo, ry fokom-pirenena, ry firenena sy samy hafa fiteny:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nisy mpikabary niantso mafy hoe: Izao no lazaina aminareo, ry fokom-pirenena, ry firenena sy ny samihafa fiteny:
malagasy
Ary dia nisy mpikabary niantso mafy hoe: Izao no lazaina aminareo, ry fokom-pirenena, ry firenena sy samy hafa fiteny: