Daniel 3:5 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa mandre ny fanenon’ny anjomara, ny sodina, ny lokanga, ny harpa, ny valiha, ny anjombona ary ny zavamaneno isan-karazany ianareo, dia miankohofa ka mivavaha amin’ny sariolona volamena izay natsangan’i Nebokadnezara mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha vao renareo ny feon’ny trompetra sy sodina ary kabôsy aman-dokanga mbamy valiha sy farara ary zava-maneno isan-karazany, dia miankohofa ka mivavaha amin’ny sarivongan’olona volamena izay natsangan’i Nebokadnetsara mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Rehefa mandre ny fanenon'ny anjomara sy ny sobaba sy ny lokanga sy ny samboka sy ny valiha sy ny symponia ary ny zava-maneno isan-karazany ianareo, dia miankohofa, ka mivavaha amin'ny sariolona volamena izay efa natsangan'i Nebokadnezara mpanjaka,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa mandre ny fanenon’ny anjomara, ny sodina, ny lokanga, ny harpa, ny valiha, ny anjombona ary ny zavamaneno isan-karazany ianareo, dia miankohofa ka mivavaha amin’ny sariolona volamena izay natsangan’i Nebokadnezara mpanjaka.
malagasy