Daniel 3:6 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary na iza na iza no tsy miankohoka sy tsy mivavaka dia hatsipy avy hatrany ao anatin’ny lafaoro mirehitra afo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary na iza na iza tsy miankohoka sy tsy mivavaka aminy dia hatsipy miaraka amin’izay ao anaty lafaoro misy afo mivaivay.»
Malagasy Bible 1865
ary na iza na iza no tsy miankohoka sy tsy mivavaka dia hatsipy miaraka amin'izay ho ao anatin'ny lafaoro misy afo mirehitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary na iza na iza no tsy miankohoka sy tsy mivavaka dia hatsipy avy hatrany ao anatin’ny lafaoro mirehitra afo.
malagasy
ary na iza na iza no tsy miankohoka sy tsy mivavaka dia hatsipy miaraka amin'izay ho ao anatin'ny lafaoro misy afo mirehitra.