Daniel 3:8 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izay dia nisy Kaldeana sasany nanatona ka niampanga ny Jiosy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay fotoana izay dia nisy lehilahy babilônianina sasany tonga hiampanga ny Jiosy.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izay dia nisy Kaldeana sasany nanatona ka niampanga ny Jiosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izay dia nisy Kaldeana sasany nanatona ka niampanga ny Jiosy*.
malagasy
Ary tamin'izay dia nisy Kaldeana sasany nanatona ka niampanga ny Jiosy.[Ar. nihinana ny nofon']