Daniel 3:9 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niteny tamin’i Nebokadnezara mpanjaka izy ireo hoe: Ry mpanjaka ô, ho velona mandrakizay anie ianao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandray fitenenana ireo ka nilaza tamin’i Nebokadnetsara mpanjaka hoe: –Ho ela velona anie ianao, ry mpanjaka!
Malagasy Bible 1865
Dia niteny izy ka nanao tamin'i Nebokadnezara mpanjaka hoe: Ry mpanjaka ô, ho velona mandrakizay anie ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niteny tamin’i Nebokadnezara mpanjaka izy ireo hoe: Ry mpanjaka ô, ho velona mandrakizay anie ianao!
malagasy
Dia niteny izy ka nanao tamin'i Nebokadnezara mpanjaka hoe: Ry mpanjaka ô, ho velona mandrakizay anie ianao.