Daniel 4:1 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho Nebokadnezara dia niadana tao an-tranoko ary finaritra tao an-dapako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izaho Nebokadnetsara dia niadam-pinaritra tato an-dapako.
Malagasy Bible 1865
Izaho Nebokadnezara niadana tao an-tranoko ary faly finaritra tao an-dapako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho Nebokadnezara dia niadana tao an-tranoko ary finaritra tao an-dapako.
malagasy
Izaho Nebokadnezara niadana tao an-tranoko ary faly finaritra tao an-dapako.[Ar. maitso]