Daniel 4:10 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny fahitana tao an-dohako raha teo am-pandriana aho no nahitako fa indro, nisy mpiambina masina iray nidina avy tany an-danitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Fa raha mbola nandry teo am-pandriako aho, dia nisy anjely anankiray fatra-piahy hitako nidina avy tany an- danitra.
Malagasy Bible 1865
Nijery tamin'ny fahitan'ny lohako teo am-pandriako aho, ka, indro, nisy mpiambina masina anankiray nidina avy tany an-danitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny fahitana tao an-dohako raha teo am-pandriana aho no nahitako fa indro, nisy mpiambina masina iray nidina avy tany an-danitra.
malagasy