Daniel 4:11 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niantso mafy izy hoe: Kapao io hazo io dia rantsano; ahintsano ny raviny ary aelezo ny voany; aoka ny biby handositra avy eo ambaniny, ary ny vorona hiala avy eny amin’ny rantsany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niantso mafy izy ka nanao hoe: Kapao io hazo io, dia rantsano; ahintsano ny raviny, ary aparitaho ny voany! Aoka ny biby handositra lavitra azy ary ny voro-manidina hiala amin’ny rantsany.
Malagasy Bible 1865
Niantso mafy izy ka nanao hoe: Kapao io hazo io, dia rantsano; ahintsano ny raviny, ary aelezo ny voany; aoka ny biby hipariaka avy eo ambaniny, ary ny vorona hiboridana avy eny amin'ny rantsany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niantso mafy izy hoe: Kapao io hazo io dia rantsano; ahintsano ny raviny ary aelezo ny voany; aoka ny biby handositra avy eo ambaniny, ary ny vorona hiala avy eny amin’ny rantsany.
malagasy