Daniel 4:12 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa avelao amin’ny tany ao aminy ihany ny fotony ka asio fehy vy sy varahina ao amin’ny ahitra any an-tsaha. Aoka ho kotsan’ny andon’ny lanitra izy, ary aoka ny ahitra amin’ny tany no ho anjarany, toy ny an’ny biby.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa avelao ao amin’ny tany, eo anivon’ny ahi-maitso any an-tsaha, ny fotony sy ny fakany, ka hodidino fehy vy sy halimo. Aoka ho kotsan’ny ando io foto-kazo io; ary aoka izy hihinana ahitra tahaka ny biby.
Malagasy Bible 1865
Nefa avelao amin'ny tany ao amin'ny ahitra maitso any an-tsaha ihany ny fotony, ka asio fehy vy sy varahina; ary aoka ho kotsan'ny andon'ny lanitra izy, ary aoka ny anjarany ho amin'ny biby any amin'ny ahitra amin'ny tany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa avelao amin’ny tany ao aminy ihany ny fotony ka asio fehy vy sy varahina ao amin’ny ahitra any an-tsaha. Aoka ho kotsan’ny andon’ny lanitra izy, ary aoka ny ahitra amin’ny tany no ho anjarany, toy ny an’ny biby.
malagasy