Daniel 4:13 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hovana tsy ho fon’olombelona ny fony; fom-biby no ho ao aminy; fetrandro fito no holanina aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ny fisainan’olombelona ao aminy hosoloina fironam-biby; ary aoka izy hitoetra toy izany mandritra ny fito taona!
Malagasy Bible 1865
aoka hovana ny fony tsy ho fon'olombelona, ary aoka ho fom-biby no ho ao aminy; ary aoka ho fetr'andro fito no holanina aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hovana tsy ho fon’olombelona ny fony; fom-biby no ho ao aminy; fetrandro fito no holanina aminy.
malagasy
aoka hovana ny fony tsy ho fon'olombelona, ary aoka ho fom-biby no ho ao aminy; ary aoka ho fetr'andro fito no holanina aminy.