Daniel 4:14 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Didin’ny mpiambina izany zavatra izany; eny, avy amin’ny tendrin’ireo masina izany zavatra izany mba hahafantaran’ny velona fa ny Avo Indrindra no mitondra ny fanjakan’ny olona ka manome izany ho an’izay tiany, ary olona ambany toetra no mety hampifeheziny azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Didin’ireo anjely fatra-piahy no anaovana izany zavatra izany mba hahafantaran’ny velona fa ilay Andriamanitra Avo Indrindra no manapaka amin’ny fanjakan’ny olombelona ka manome izany ho an’izay tiany; ary mety ny olona farany ambany aza no asandrany eo.
Malagasy Bible 1865
Didin'ny mpiambina izany zavatra izany; eny, avy amin'ny tendrin'ireo masina izany zavatra izany, hahafantaran'ny velona fa ny Avo Indrindra no manapaka amin'ny fanjakan'ny olona ka manome izany ho an'izay tiany, ary olona ambany toetra no ampanapahiny azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Didin’ny mpiambina izany zavatra izany; eny, avy amin’ny tendrin’ireo masina izany zavatra izany mba hahafantaran’ny velona fa ny Avo Indrindra no mitondra ny fanjakan’ny olona ka manome izany ho an’izay tiany, ary olona ambany toetra no mety hampifeheziny azy.
malagasy