Daniel 4:15 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no nofy izay hitako, izaho Nebokadnezara. Ary ianao kosa, ry Beltesazara, lazao ny heviny, fa ny olon-kendry rehetra amin’ny fanjakako tsy nisy nahay nampahafantatra ahy ny hevitr’izany; fa ianao no mahay azy, satria misy fanahin’ireo andriamanitra masina ao anatinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izany no nofy hitako, izaho Nebokadnetsara mpanjaka; ary ianao, ry Beltesatsara, no milazà ny heviny, fa tsy nisy afaka nampahafantatra ahy ny heviny ireo olon-kendry rehetra tao amin’ny fanjakako; fa ianao kosa no afaka manao izany satria entanin’ny fanahin’ireo andriamanitra masina.› »
Malagasy Bible 1865
Izany no nofy izay hitako, izaho Nebokadnezara. Ary ianao kosa, ry Beltesazara, milazà ny heviny, fa ny olon-kendry rehetra amin'ny fanjakako tsy nisy nahay nampahafantatra ahy ny hevitr'izany; fa ianao no mahay azy, satria misy fanahin'ireo andriamanitra masina no anatinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no nofy izay hitako, izaho Nebokadnezara. Ary ianao kosa, ry Beltesazara, lazao ny heviny, fa ny olon-kendry rehetra amin’ny fanjakako tsy nisy nahay nampahafantatra ahy ny hevitr’izany; fa ianao no mahay azy, satria misy fanahin’ireo andriamanitra masina ao anatinao.
malagasy