Daniel 4:17 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Io hazo hitanao io dia ilay nihalehibe sy nihanahery, koa ny haavony dia nipaka tamin’ny lanitra ary ny fijery azy hatramin’ny tany rehetra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahita hazo iray lehibe sy matanjaka ianao, ka ny haavony nahatakatra ny lanitra; ary tazana hatrany amin’ny tany tontolo izy.
Malagasy Bible 1865
Io hazo hitanao io, dia ilay nihalehibe sy nihahery, ka ny hahavony nipaka tamin'ny lanitra, ary ny fijery azy hatramin'ny tany rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Io hazo hitanao io dia ilay nihalehibe sy nihanahery, koa ny haavony dia nipaka tamin’ny lanitra ary ny fijery azy hatramin’ny tany rehetra;
malagasy